Akom-baliha octobre 1999

Masoala


Roy e!, Lahy e! …

Tantaraina aminareo tsy afaka nanatrika tany ve?
Ny vary gasy mena sa nytehaka nirefodrefotran’ny mpijery sa ny fiarahana?
Nanakoako fatratra ery ny « zoo de zurich » tamin’ny week-end farany teo (14-15 oktobra 2006).
Nizotra tsara ny dia, tsara dia tsara ny fandraisana ary aman-jatony maromaro ny isan’ny mpanatrika.
Rendez-vous en 2007 e!

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *